Entrée (1/2) | 1 ambany avaratra |
Mots élémentaires | 2 ambany, avaratra |
Partie du discours | 3 locution |
Exemples |
4 Ny etsy ambany avaratra amy ny Soanarabe. [2.59#336] 5 vohitra ao ambany avaratra andrefan' ny havoana Ambohitsitakatra [1.10#A.326] 6 Koa raha indreto izahay, avy aroa ambany avaratra: tonga aty an-dafy Atsimo. [2.245#58] 7 Ao ambany avaratra horaka feno kotro sy ahitra lava, ary ny tamotamo no mameno any. [2.324] 8 Mena midorehitra ny fijery ny trano vita ary samy teny ambany avaratra avokoa izy ireny; [2.470#114] |
Analogues | 9 ambany atsimo, ambany atsinanana, ambany andrefana |
Entrée (2/2) | 10 Ambany Avaratra |
Partie du discours | 11 nom propre (toponyme) |
Exemples |
12 le hameau Ambala Andrefana ainsi nommé lorqu'il est considéré par rapport au hameau Ambala Atsinanana en situation plius orientale de l'autre côté de la rivière, est aussi appelé Ambany Avaratra, c'est-à-dire "en bas au nord" d'Amindrabe [1.362] |
Tableaux et planches |
13 Liste complète |
Anagrammes | 14 Ambany Avaratra, ambany avaratra, Ambany Avaratra, ambany avaratra |
Mis à jour le 2024/11/01 |